Loading...

Download
  • Genre:Others
  • Year of Release:2023

Lyrics

Noho ianao

Izao hira rehetra

Izaho ho anao

Ka tsy misy fetra

Diary vao

Ho ahy sy ho anao

Omeko anao

Fa hoe renao ve


Homeko anao love,

Homeko an-kira

Homeko anao,

Raiso izay anjaranao

Homeko anao love,

Fa renao ve

Ianao ilay namana

Homeko anao love,

Homeko an-kira

Homeko anao,

Raiso izay anjaranao

Homeko anao love,

Fa renao ve

Ianao ilay namana


Ho anao, no anolorako ilay fitia

Ho anao, ilay namana

Ho anao, anolorako ilay fitia

Fa tsy ho tony ts'isy anao


Ianao ihany no anoratako izany

Ianao ihany no kaloiko hatrizay

Omaly aho, kivy raha tsy ianao ihany

Ho anao ihany izao kanto izao


Ho anao irery ihany

No hihirako ity hira ity

Ho anao dia ianao ihany

Raiso ho anao

Ho anao irery ihany

No hihirako ity hira ity

Ho anao dia ianao ihany

Raiso ho anao


Ho anao, no anolorako ilay fitia

Ho anao, ilay namana

Ho anao, anolorako ilay fitia

Fa tsy ho tony ts'isy anao


Omenay anareo ary Diary e

Fa vokatry ny fonay jiaby jiaby

Omenay anareo ary Diary e


Omenay anareo ary Diary e

Fa vokatry ny fonay jiaby jiaby

Omenay anareo ary Diary e


Ho anao, no anolorako ilay fitia

Ho anao, ilay namana

Ho anao, anolorako ilay fitia

Fa tsy ho tony ts'isy anao


Omenay anareo ary Diary e

Fa vokatry ny fonay jiaby jiaby

Omenay anareo ary Diary e


Omenay anareo ary Diary e

Fa vokatry ny fonay jiaby jiaby

Omenay anareo ary Diary e

+

      -   or   -

      -   or   -

      NG +234
          -You can log in via below methods-
          Reset password via e-mail
          -or-
          Reset password via e-mail
          Feedback on resetting password
          * It may take a longer time

          Please Select A Playlist

          Add New Playlist

          Share on

          Embed: Love & Light EP

          Custom Size :

          • Default
          • Desktop(300*600)
          • Mobile(300*250)

          Type :

          • HTML/HTML5 (WordPress Supported)
          Get Boomplay Premium
          for
          Payment Method
          Pay With
            Review and pay
            Order Date
            Payment Method
            Due Today
            Flutterwave
              Subscription Successful

              Congratulations! You have successfully activated Boomplay 1 Month Premium.

              Now you have access to all the features of Boomplay App.
              Payment Failed

              Please check your balance and then try again.

              You'll lose your subscription if we don't have a working payment method for your account, so please check your payment details.
              Need help? Contact Boomplay Subscription Support.
              Payment Processing...
              10 s

              Payment is being processed by . Please wait while the order is being comfirmed.

              Payment Processing
              Your order is processing, and it may take up to a few days for the service provider to handle your payment. Please kindly stay tuned and check your order status in ‘User Center’.
              About Order Status