Magneva Lyrics
- Genre:Others
- Year of Release:2023
Lyrics
Izaho efa zatra anao
Aza avelanao fa androany aho
Handeha mihitsy aho hilaza aminao
Mangatsiaka aho rehefa tsy eo ianao
Aza avelanao banga an-tsaina tsy miala
Ianao no namako e
Ianao, aminao
Lazaina tsy ho ahy ianao anie
Fa sao hanenenana e
Odinao adala ny amintsika ve
Sa fitia diso fiantefa e
Ianao ve liana sa tsy ho sahy
Andao hiaraka amiko e
Za efa zatra anao ka tsy hiahiahy
Ianao nefa namako e
Magneva magneva,
Magneva ianao io
Magneva magneva
Saino, tadidio
Zaho nahita tsy nisalasala
Anananao bika anananao tsara
Zaho nahita tsy nihambahaba
Anananao bika anananao tsara
Ianao efa ´ninahy
Fa fitiavako anao iny no mameno ahy e
Fa ianao ilay ampela
Tsy ahandry anao ,
Manembona ny tananao
Ianao vao maika ho fy sy iriko o
Ary efa ianao milaza fa tia ahy
Fa n'inon'inona miandry ahy any e
Zaho vonona tsy mampanahy
Fa efa hainao hisy lonilony e
Tsy manahy, tsy misy mampihemotra ahy
Ilay fonao mitia maha tony ahy e
Manintona ho fakam-panahy
Magneva magneva,
Magneva ianao io
Magneva magneva
Saino, tadidio
Zaho nahita tsy nisalasala
Anananao bika anananao tsara
Zaho nahita tsy nihambahaba
Anananao bika anananao tsara