I.Z.Y. 2.0 Lyrics
- Genre:Others
- Year of Release:2023
Lyrics
Tiako tiako
Ny foko efa nomeko anao
Rehetra rehetra e
Ny foko efa nindraminao
Ny saiko tsy matory rehefa tsy eo anilanao
Fifaliako, tena tiako e
Ilay hatsaram-po mahababo tokoa
Izay ilay no tena nahasarika ahy
Ianao ilay mameno ny androko
Ary ianao ilay tsy mahasaraka ahy
Ny fonao efa ahy (alaiko daholo daholo, fonao alaiko daholo daholo)
Ny foko efa anao (ilaiko, omeo)
Ny fonao efa ahy (alaiko daholo daholo, fonao alaiko daholo daholo)
Ny foko efa anao (ilaiko, omeo)
Niany anao omeko
Love session
Alehanao alehako
Mody masoandro
Hanaraka anao e
Tsy hisalasala
Fitia no ho entiko hoanao
Izy tsy iserana
Itoetra tsy mielina
Mitondra amamiana
Izy tsy voavidy
Anao always on my mind
Anao always on my mind
Anao tsy mety miala
Anaty fahignako
Mitondra hazavana
Mitsilo, mitsilo, mitsilo, mitsilo
Ny lalako
Ny fonao efa ahy (alaiko daholo daholo, fonao alaiko daholo daholo)
Ny foko efa anao (ilaiko, omeo)
Ny fonao efa ahy (alaiko daholo daholo, fonao alaiko daholo daholo)
Ny foko efa anao (ilaiko, omeo)
Ameko anao zay raha jiaby e
Hitondra ny anarako ianao
Hakariko ho mpanjaka vavy e
Za lay mankafy anao
Omaly ianao nanontany e
Anjarako ve ianao
Izaho mino fa ianao ihany sitrak'ilay Ray ianao
Ianao nanome izay rehetra
Mameno ny banga e
Ianao lay nandray ahy ho vady
Omeko tambitamby e
Izaho tsy itady hafa intsony
Fa ianao mo mety e
Tsy hindrana fa tompony anie
Ny fonao efa ahy (alaiko daholo daholo, fonao alaiko daholo daholo)
Ny foko efa anao (ilaiko, omeo)
Ny fonao efa ahy (alaiko daholo daholo, fonao alaiko daholo daholo)
Ny foko efa anao (ilaiko, omeo)
Sweet, sweet
Anao ry gyali