Loading...

Download
  • Genre:Others
  • Year of Release:2023

Lyrics

Izaho izany mihitsy

Ianao no izarako ny mamy e

Maro ny viavy

Fa ianao ihany no mamy e


'Zaho tsy hiala fa ho anao

Fa hifikitra tsy hiala fa ho anao

Izaho ho anao

Ianao ampy ho ahy

Olon-tiako ho lalaiko ho zakaiko

Ianao no ilaiko fa silaky ny aiko

Ilaiko


Hanaraka anao any ho any

Maro ireo tsy ho lany zara

Fitiavako anao ato ihany

Tsy hamela anao irery any e


Hanaraka anao ô

Hanaraka anao e !

Tsy ambelako ianao ô

Fa silako ianao e !

Hanaraka anao ô

Hanaraka anao e !

Tsy ambelako ianao ô

Fa silako ianao e !


Baby, fitiavako anao

Nahitako ny mamy e

Ny foko tony, tsy hitomany

Fa efa anao ihany


Ianao ilay tiako, tiako

Ilaiko foana ianao

Anao tontolo, ianao

Tsy foiko ianao

Manomboka tiako, iriako ianao

Ianao ilay tokako, liana aho : ianao


Aza avelanao handeha izaho 'za

Fa efa te ho anao e

Miangavy mijànona, inona no azo atao

Mila anao


Hanaraka anao ô

Hanaraka anao e !

Tsy ambelako ianao ô

Fa silako ianao e !

Hanaraka anao ô

Hanaraka anao e !

Tsy ambelako ianao ô

Fa silako ianao e !


Hanaraka anao ô

Hanaraka anao e !

Tsy ambelako ianao ô

Fa silako ianao e !

Hanaraka anao ô

Hanaraka anao e !

Tsy ambelako ianao ô

Fa silako ianao e !

+

      -   or   -

      -   or   -

      NG +234
          -You can log in via below methods-
          Reset password via e-mail
          -or-
          Reset password via e-mail
          If you have any questions, please feedback on Boomplay App or send an email to [email protected].

          Please Select A Playlist

          Add New Playlist

          Share on

          Embed: Love & Light EP

          Custom Size :

          • Default
          • Desktop(300*600)
          • Mobile(300*250)

          Type :

          • HTML/HTML5 (WordPress Supported)
          Get Boomplay Premium
          for
          Payment Method
          Pay With
            Review and pay
            Order Date
            Payment Method
            Due Today
            Flutterwave
              Subscription Successful

              Congratulations! You have successfully activated Boomplay 1 Month Premium.

              Now you have access to all the features of Boomplay App.
              Payment Failed

              Please check your balance and then try again.

              You'll lose your subscription if we don't have a working payment method for your account, so please check your payment details.
              Need help? Contact Boomplay Subscription Support.
              Payment Processing...
              10 s

              Payment is being processed by . Please wait while the order is being comfirmed.

              Payment Processing
              Your order is processing, and it may take up to a few days for the service provider to handle your payment. Please kindly stay tuned and check your order status in ‘User Center’.
              About Order Status