Ankilanao Lyrics
- Genre:Others
- Year of Release:2022
Lyrics
Aleo ny foko no hilaza
Fa tsy ataoko amin'ny vava
Anaty maso mijery
Fa io tsy mba mandainga
Ny ratra efa lasa fery
Noho ianao
Tsy misy anao 'zaho dia very
Soa fa nisy anao
Oh viavy e
Manolotra fitia
Tsy mba mila tambiny
No natolotrao ahy
Sokafy ny fonao
Ny ahy efa lasanao
Ny adalako efa nariako satria tiako
Miaina ankilanao malala no fifaliako
Sokafy ny fonao
Ny ahy efa lasanao
Ny adalako efa nariako satria tiako
Miaina ankilanao malala no fifaliako
Amiako anao, amiako anao
Tokim-pitia tsy misy fitaka
No atolotro anao, no atolotro anao
Fa haharitra mandra-maty
Oh halalaho ny varavaran'ny fonao
Raha mety ianao, raha mety ianao
'Ambilao 'zaho hikolokolo agnazy
Sokafy ny fonao
Ny ahy efa lasanao
Ny adalako efa nariako satria tiako
Miaina ankilanao malala no fifaliako
Sokafy ny fonao
Ny ahy efa lasanao
Ny adalako efa nariako satria tiako
Miaina ankilanao malala no fifaliako
Gialy, gialy, gialy
'Zah tia, zah tia. zah ty
Oui, pour la vie, la vie, la vie
Tsy hanambela agnao 'zah ô ma princesse
Hatsarana jiaby
Aminazy sweety sweety
Gialy no nanaitra ny foko izy
Ts'isy mahasolo agnazy, agnazy e
An-tany hatrany an-danitra any
Ho lava andro hiainana
Fitiavantsika e
Tsy ho ravan'ny fahavalo
Fa mifamelogno ô
Ho lava andro hiainana
Fitiavantsika e
Tsy ho ravan'ny fahavalo
Fa mifamelogno ô
Sokafy ny fonao
Ny ahy efa lasanao
Ny adalako efa nariako satria tiako
Miaina ankilanao malala no fifaliako
Sokafy ny fonao
Ny ahy efa lasanao
Ny adalako efa nariako satria tiako
Miaina ankilanao malala no fifaliako
Sokafy ny fonao
Ny ahy efa lasanao
Ny adalako efa nariako satria tiako
Miaina ankilanao malala no fifaliako