Very namana Lyrics
- Genre:Others
- Year of Release:2023
Lyrics
Boo
Tena lasa adala aminao
Baby boo, mafy ilay navelanao
Izao henonao, sao hanenenanao
Fa indray andro any e
Mbola hilaza lasa tiako ianao
Boo
Fiainako tsy misy anao
Zatra anao, manina ny tananao
Ary ianao any ve mbola tia ahy
Izaho manantena ny eo anilanao
Very namana aho
Raha ho azy ianao ka tsy hoa ahy ianao
Raiso aho ho anao
Miangavy anao re mitalaho
Very namana aho
Lasany ianao, fony efa anao
Vonona aho
Hampiadana anao
Ianao milaza fa tsy mahafoy azy
Nefa milaza fa ahy ny vatanao anie
Ary ianao koa mampanantena ahy
Fa efa ahy ihany koa ny fonao anie
Raha niharetako tadidinao ve
Ianao mihafy sy tsy handao azy ka tsy misy azo atao
Fa hoy ianao hiaritra
Nefa very ilay fitia
Ka tsy ho anjara ny antsika sy ianao
Very namana aho
Raha ho azy ianao ka tsy hoa ahy ianao
Raiso aho ho anao
Miangavy anao re mitalaho
Very namana aho
Lasany ianao, fony efa anao
Vonona aho
Hampiadana anao
Izaho miandry e
Aza avelanao
Fo mijaly e
Aza avelanao
Very namana aho
Raha ho azy ianao ka tsy hoa ahy ianao
Raiso aho ho anao
Miangavy anao re mitalaho
Very namana aho
Lasany ianao, fony efa anao
Vonona aho
Hampiadana anao