
Aza avela Lyrics
- Genre:Others
- Year of Release:2023
Lyrics
Aza avelanao aho,
Ho eny amin'ny hafa indray aho
Tsy tsapanao akory ilay fitia ato am-poko
Tsy hitako intsony
Dia navelanao aho teo hitomany
Aza avelanao hitoloko sy hijaly
Fa izaho anie love e
Mbola ho ahy ianao iny (aza avela)
Hiaraka aminao aho (aza avela)
Marary hatry ny ela aho (aza avela)
Tavela ´zaho, ka babo e
Nangaina ´zaho, izaho ihany e
Tavela ´zaho, ka babo e
Nangaina ´zaho, izaho ihany e
Tavela ´zaho, ka babo e
Nangaina ´zaho, izaho ihany e
Tavela ´zaho, ka babo e
Nangaina ´zaho, izaho ihany e
Iny ianao, ny foko fa omeko anao
Nanana ny ampy e
Miverena ianao re raha azo atao
Zaho re zatra anao e
Fitiavana rehetra efa natolotro anao
Tsy ho lany zara e
Ty ny tenako anao ka anjakao
Fa izaho anie love e
Mbola ho ahy ianao iny (aza avela)
Hiaraka aminao aho (aza avela)
Marary hatry ny ela aho (aza avela)
Tavela ´zaho, ka babo e
Nangaina ´zaho, izaho ihany e
Tavela ´zaho, ka babo e
Nangaina ´zaho, izaho ihany e
Tavela ´zaho, ka babo e
Nangaina ´zaho, izaho ihany e
Tavela ´zaho, ka babo e
Nangaina ´zaho, izaho ihany e
Tavela ´zaho, ka babo e
Nangaina ´zaho, izaho ihany e
Tavela ´zaho, ka babo e
Nangaina ´zaho, izaho ihany e
Tavela ´zaho, ka babo e
Nangaina ´zaho, izaho ihany e
Tavela ´zaho, ka babo e
Nangaina ´zaho, izaho ihany e
Nangaina ianao,
Tavela zaho …