CallBack Lyrics
- Genre:Hip Hop & Rap
- Year of Release:2021
Lyrics
Romboy
Vao maika ampitomboy
Tsy ahitam-bokany io fa raha BOY ialahy izay tian'ialahy atomboy
Mbay, mbay mbay mbay
Mitambara ho ento ny kobay ho testenay atao cobaye ampianarinay eo Michangaiii
Tsy atahoranay mihintsy izay hamboly kakay
Fa ny akamanay, misioka tokana dia tonga ny racaille...kai
Tsy ahoako izay rap'rapn'ialahy any tsy arakay
Fa io manao izay tiany raha tsy mihaino ko ialahy miaps BARAKAYYYY
Tandremoo, tsy zakan'ny sofin'ialahy zay ataoanay eto
Tandremo, samy ho tsarain'ny RAP an'taonany eto
Andramoo.Sao heverin'ialahy oe fahatany fahatany e
Izao ry Man e
De samy ho tsarain'ny tantarany io boribory ny tany hitsanganana a
Samy nosoran'dreniny menaka ka aza mivarotra am-pitsanganana a
Ny EGO andana ho ento milevona any fa ny aty koa tsy hanaiky lembenana eo
Tsy rarahianay ialahy na be vinany fa tsisy hivarotra fitombenana eo
Hainay io matoa petahana fa tsy taingenana mba andramandramana
Raha tsy afaka mihintsy amin'ny famoronana omenay tononkira findramana
Ity RAP ity nge ry be mokon'doha oa tsy fifampiderana hakôndranana
Tsy kwa aminay ny tsy miankin'doha oa am'izay tsy hifindrana havendranana
Be ry lerony ny miseho mi'wataka amin'ny revy tsisy dikany
Dia lasa voataiza amin'ny fotom-pisainana vavivavy sarin'dikany
Zatra amin'ilay resak'hetotra dia izy ihany no kofon'ny dikany
Revy tsy zakan'ny zanak'atidohany foana ny azy ny adikany
Variana amin'ny RAP mampidi-tsiligany
Sy ilay toetran'alikany
Henoina amin'ny sofina havanana, avoaka amin'ny sofina havia ny lawikany
Milaza oe soldat, amidy mora fa solde aaa
Diso variana miady hevitra hoe new school ve ity sa olda
Tandremoo, tsy zakan'ny sofin'ialahy zay ataoanay eto
Tandremo, samy ho tsarain'ny RAP an'taonany eto
Andramoo.Sao heverin'ialahy oe fahatany fahatany ee
Izao ry Man eee
Aleo samy manana ilay famaritana ny atao hoe ambany taniny
Fa tsy hoe tsy afaka mihintsy ilay Rap dia any no atao arofanina
Miseho tompony anatina kaonty fako nefa vendrana be tahakan'inona
Raha mafy zakaina ny môly zama a, embaleo indray ny ravi-kininina
Tsy ho faty izany nenay ny RAP oaaa
Ary mbola ho ela velona
Raha ambany tany ialahy na ambony tany ialahy tsisy irarahian'i Emanoelina
Ity vazo ity natao hadomelina
An'dra olombelona
Miaina amin'ny toetrana mamzel mifamono mody hoe mifamelona.