Loading...

Download
  • Genre:Hip Hop & Rap
  • Year of Release:2021

Lyrics

Tsisy nateraka ho resy

Natao hiaraka hiroso

Samy manantena ho mpandresy

Samy nomena ilay rivotra, mba hiaina

Samy miandrandra hoe mbola ho avy ilay maraina


Tsy hanaiky mihintsy ny handoalika eo zany fa mbola miady io

Mbola ho lava ny lalao

Tsy hiandry an'I anona sy anona eo zany fa avy ao anaty io

Itaro ny saina alalao


Ny kisendrasendra ry namana tsy natao hitokisana

Nilofo mafy ianao matoa ikoizana

Eh, Ny fo izay azom-pamoizana

Dieny izao sitrano akaro ny motivaka ho tohizana


Ilay feo mibitsika milaza ny ao anaty fa hoe ho vitako io

Vita lesy io e, Tairo

Aza sakanana, ilay herim-piniavana fa tsy hamitaka io

Ny saina bokona hiaro sy hitaiza


Ataovy an'tsainao ny hiezaka hatrany

Safidy miankina aminao rery ihany

Dieny izao, tsy ho varina eo fotsiny miaina

Miandry anao ilay anjaranao atomboy dieny malaina


Amin'izay ketrehana, aza manaiky

Alaivo amin'ny an-tsipirihany

Dia atomboy amin'ny tanjona akaiky

Tsy ho etin'ny fo. Tsy mihaino izay manakiana

Dieny izao alaviro izay mety ahapi-taraiky


Mahaiza foana mandray izay hevitra amin'ny ilay tena votoatony

Tsy ny endrika ivelany fa ny endrika anatiny

Aza mifidy sarangan'olona henoina sy tsy henoina

Ny tsirairay samy manana ny lanjany aza hadinoana


Ezaho, ny hoe mahasoa hatrany

Aza lany andro miady hevitra raha hampidina ambany

Azony mafy ilay nofy izay ho tanterahina

Lanjalanjaina ny akama izay tokony iarahana


Tokony hahay haneho hevitra amin'ny toerana rehetra

Mahay ny manda. . sy hoe hatreto ihany ny fetra

Miaina ankalalahana fa kosa, misy fepetra

Ny tanjona tokana, ho bonetra ambonin'ny bonetra


Ataovy an'tsainao ny hiezaka hatrany

Safidy miankina aminao rery ihany

Dieny izao, tsy ho varina eo fotsiny miaina

Miandry anao ilay anjaranao atomboy dieny malaina


Antsika Madagasikara ralah

Tsy miandry mpanao politika

Hisolo vava amin'ny toeran'ialahy

Tsisy hanatitra iray kapoaka velively an'ialahy any ambovo

Fa isan'andro mila mianatra mila manovo

Mila, ampitomboina ny angovo

Tsy mihataka alavitra nefa maharaka foana ny moov mandalo

Ny rehetra mandalo tsy azo hianteherana

Mahaiza manakaiky ireo olona mitovy fiheverana

Manaova liam-pivoarana amin'ny sehatra rehetra atao

Mba tsy ho vendrana toy ireo be palitao

Jereo foana ny kalitao, fehezo dia aparitao

Na lavitra sy lalina hiampitao

Aza avela hoe ny hafa no hibaikobaiko sy hanova ny toetra

Ny tsara vita lesy na hoviana na hoviana mitoetra

Tsarovy fa ilay avo irery ihany no afaka hametra

Miakara, ambony noho ny rehetra rahalahy


Ataovy an'tsainao ny hiezaka hatrany

Safidy miankina aminao rery ihany

Dieny izao, tsy ho varina eo fotsiny miaina

Miandry anao ilay anjaranao atomboy dieny malaina

+

      -   or   -

      -   or   -

      NG +234
          -You can log in via below methods-
          Reset password via e-mail
          -or-
          Reset password via e-mail
          Feedback on resetting password
          * It may take a longer time

          Please Select A Playlist

          Add New Playlist

          Share on

          Embed: Love & Light EP

          Custom Size :

          • Default
          • Desktop(300*600)
          • Mobile(300*250)

          Type :

          • HTML/HTML5 (WordPress Supported)
          Get Boomplay Premium
          for
          Payment Method
          Pay With
            Review and pay
            Order Date
            Payment Method
            Due Today
            Flutterwave
              Subscription Successful

              Congratulations! You have successfully activated Boomplay 1 Month Premium.

              Now you have access to all the features of Boomplay App.
              Payment Failed

              Please check your balance and then try again.

              You'll lose your subscription if we don't have a working payment method for your account, so please check your payment details.
              Need help? Contact Boomplay Subscription Support.
              Payment Processing...
              10 s

              Payment is being processed by . Please wait while the order is being comfirmed.

              Payment Processing
              Your order is processing, and it may take up to a few days for the service provider to handle your payment. Please kindly stay tuned and check your order status in ‘User Center’.
              About Order Status