BDR ft. Printsy & J-Gai Lyrics
- Genre:Hip Hop & Rap
- Year of Release:2021
Lyrics
BDR
Bitch
Dream and Rix
Bitch Dream and Rix
Tasy de Nofy de Ritsoka
What's my name
Anay ianao anio Alina
Anay ianao anio Alina
What's my name?
Jimi hendrix
Jimi hendrix
Anay ianao anio Alina
Biatch
Anay ianao anio alina
Adinoy aloha ny hafa
Fa ianao ty ko tao lalina
Ianao ty tao lalina
Pimaso aiko ianao fa tena bad gyal
Bad bad bad gyal
Mikiry mafy
Asehoy ny boto rehetra fa ana ianao tsy iala
Tsy iala tsy iala
Champagne, Boyard
Limosine ivelany villa
Vola mifafy eo ampandrina
Feno ny ilaina
Omeo ny ilaiko ah damn
Hanara-po
Hanara-pe
Na tsy hanaram-penitra
Maso mi-fixe gitara be ho tendreko
Antsoy ah rah hoe
Jimi Hendrix
What's my name
Jimi hendrix
Anay ianao anio Alina
Anay ianao anio Alina
What's my name
Jimi Hendrix
Jimi Hendrix
Anay ianao anio Alina
Aleo isiotsioka ny voron'alina
Ametsovetso aniny
Isika kosa angina
Fa samy aka fafiny ah
Miara manao izay tiany
Lasa nisy fihetsika mahaliana
Fa anay ianao anio alina
Fa anay ianao anio alina
Fa anay ianao anio alina
Anio alina anio alina
Anay ianao anio alina
Anay ianao anio alina fotsiny
Mpindrana tsy te ho tompony
Aderao le talentanao eo amboniko
Dream and rix maraina ho foroniko
Vita ny toroko iza no soloko
Anay ianao omaly alina
Anay iany omaly alina
Bad gyal
Bad gyal
Anay ianao anio alina
Anay ianao anio alina
Bad gyal
Bad gyal
Anay ianao omaly alina
Anay ianao omaly alina
Bitch viens m'voir ce soir j'te gardes une place dans mon lit
Ce soir y'aura pas de tabou
Juste toi et moi seul dans mon lit
Ce soir tout est permis pas d'interdit
Na na na
Ici il n'y aura que nous deux
Toi même tu sais
Je ne vais pas te raconter tout ce qu'il va se passer
Tout se qui va se passer
A toi de venir me voir si je pourrais te faire halluciné
Viens je te verse de l'alcool, vas-y allume la weed
Doucement f'aza taitaitra
Je sais que t'a les nerfs vives et t'es chaude gyal
Fa anay ianao anio alina
Fa anay ianao anio alina
Fa anay ianao anio alina
Anio alina anio alina
Anay ianao anio alina