Loading...

Download
  • Genre:Hip Hop & Rap
  • Year of Release:2021

Lyrics

Hey

Voavidy'nao ny hafa eh

Zah tsy voavidy'nao

Tombananao ny ho avy eh

Za kou tsy amidinao No No

Vaovidy'nao ny hafa eh

Zah tsy voavidy'nao

Tombananao ny ho avy eh

Za koa tsy amidinao No No


Mila fanampina izahay

Fa mafy ny heriny

Omenao tsiny ve zay

Raha maneho ny heviny

Fa ny tany Efa ady

Ny vavam-bahoaka no fadio

Ny fahantrana mianjady

Ny vahoaka mijaly

Mijaly de mijaly

Raovina no hitsahatra

Raovina no hifaly

Ny ratsy no hivaly


Yeah

Fa iza ireo tsy maty manota

Fa Zay ty maty manopo

Taraiky @ fatina loka

Mifantona loko

Noho ilay fahaleovantena miofo

Oay le

Ritra iany ty ny lova

Faty etsy faty eroa

Efa miahatra ny loza

Eny eh

Nareo mantsy le atahorana

Sady mpitantana ny arena

Fa hoe mahay lalana

Anay ihary

Zay nga ny lahatra

Ho fatiny hatsiaka

Tsy ahitana dian-dratra

Be ny tsy anasa

Izay no malaza

No nona Tsia

Tsy ekena

No no Nona

Hetaheta tsy misava

Voa velon-kanota

Ka tsy hay tampenam-bava

Vive ny tolona

Iady @ sahaza ny atonony

Raha mbola ny zo maha olona

No voatonotonina


Vaovidy'nao ny hafa eh

Zah tsy voavidy'nao

Tombananao ny ho avy eh

Za koa tsy amidinao No No

Vaovidy'nao ny hafa eh

Zah tsy voavidy ´nao

Tombananao ny ho avy eh

Za koa tsy amidinao No No


Ty entre parenthèses

Aty ny parents mitaiza

Miasa mafina nefa misy

Misotro Ballantine's

Adala le thèmes

Androany aloha ny adala no miteny

No pas la peine

Aty mivadika bala ny penina

Tsy manambony tena

Fa mihaino ambony tany

Nekizy mijery ben 10

Ny any ben buju banton

Mandeha ny taona

Dia mandiniha tena

Every degany ah manateny

Fa mbola hilay kokoa ny tsena

Alefa dada

Mitady vola manabokona money

Fiainana vo mia-sangay

Ela Mila mahay manao mêlé

Fitaka be vava avoka ndri télé

Tongava saina ndri ry fanja

Fa le vahoaka kere

Gasikara

Efa kobonay ny mikasika azy ka

Kolikoly vola maloto

Mamasopasoka ah

Mpitondra mody gisa

Refa antsoina mody midasika ah

Vita tombana atraminy

Tany be midadasika ah

Oh No


Fa ny tany Efa ady

Ny vavam-bahoaka no fadio

Ny fahatrana mianjady

Ny vahoaka mijaly

Mijaly de mijaly

Raovina no hitsahatra

Ny ratsy no hivaly

Mila fanampina izahay

Fa mafy ny heriny

Omenao tsiny ve Zay

Raha maneho ny heviny

Mijaly mbola hijaly

Raha maneho ny endriny

Hizaka ny tsy rariny

Similar Songs

+

      -   or   -

      -   or   -

      NG +234
          -You can log in via below methods-
          Reset password via e-mail
          -or-
          Reset password via e-mail
          Feedback on resetting password
          * It may take a longer time

          Please Select A Playlist

          Add New Playlist

          Share on

          Embed: Love & Light EP

          Custom Size :

          • Default
          • Desktop(300*600)
          • Mobile(300*250)

          Type :

          • HTML/HTML5 (WordPress Supported)
          Get Boomplay Premium
          for
          Payment Method
          Pay With
            Review and pay
            Order Date
            Payment Method
            Due Today
            Flutterwave
              Subscription Successful

              Congratulations! You have successfully activated Boomplay 1 Month Premium.

              Now you have access to all the features of Boomplay App.
              Payment Failed

              Please check your balance and then try again.

              You'll lose your subscription if we don't have a working payment method for your account, so please check your payment details.
              Need help? Contact Boomplay Subscription Support.
              Payment Processing...
              10 s

              Payment is being processed by . Please wait while the order is being comfirmed.

              Payment Processing
              Your order is processing, and it may take up to a few days for the service provider to handle your payment. Please kindly stay tuned and check your order status in ‘User Center’.
              About Order Status