
3=1+1 Lyrics
- Genre:Hip Hop & Rap
- Year of Release:2021
Lyrics
The beauty delicious
Queen
Came finally to Mafro's house
And then we can imagine the scene
As one thing leads the another
Loudness
Inside to the bedroom
Tsy Navelanao
Piako ny jiro
Ny anisy fiarovantena ouz hesory ao an-tsainao
Za tsy hoe zatra tsisy Jiro ouz
Fa Efa ela no niandrasany anao
Tsy Navelanao
Piako ny jiro
Ny anisy fiarovantena ouz hesory ao an-tsainao
Za tsy hoe zatra tsisy Jiro ouz
Fa Efa ela no niandrasany anao
Mafro oh
De Nalefany ny Hirako
De ny vatany natolony ho ahy
Nisy Tombo-kavatsa hitako
Milaza 3 mira 1 ampina 1
If the night is the night
We gonna make it right
Feeling a breath upon my neck
And then I understand
One plus one makes three
Strange algorithm
Strange mathematics
Aoka aloha fa za mbola tsy niomana
Fa ianao ohatra ny tsara kajy
Ny fahasoavanao mety olako io eh
Satria... Za efa misy miandry
Nefa indrisy tao an-tsaiko iany zany
Fa izy eo amboniko eo
Manapatra ny Adalany
@ Fony manontolo
Tafalatsaka lalina
De nokaikeriny ny molony
Hila hotonga ah mba marina eh eh
Tsy Navelanao
Piako ny jiro
Ny anisy fiarovatena ouz hesory ao an-tsainao
Za tsy hoe zatra tsisy Jiro ouz
Fa Efa ela no niandrasany anao
Tsy Navelanao
Piako ny jiro
Ny anisy fiarovatena ouz hesory ao an-tsainao
Za tsy hoe zatra tsisy Jiro ouz
Fa Efa ela no niandrasany anao
Mafro oh
As the night was silenced
She insisted making love
While the light turned on
What could Mafro do?
He could follow
Her ideas
And then
Loudness again
Loudness still