
Bona m'dreadlocks ft. Malm Martiora Lyrics
- Genre:Hip Hop & Rap
- Year of Release:2021
Lyrics
Hey bona ah
Hey bona ah
Posez mihaino dope anaty merco
Koboko niala avy any kiala bona iny
Vonoiko ny bedo
Nivoka ah de nantsoko de navy izy
Ianao isan'andro koboko mandalo eo
De ouz ah mantsy ny kofa hoe
Hey bona m'dreadlocks
Dreadlocks dreadlocks dreadlocks
Hey bona ah
Dreadlocks dreadlocks dreadlocks
Hey bona ah m'dreadlocks
Dreadlocks dreadlocks dreadlocks
Hey bona ah hey
Voilà la femme eh
Tsisy mihetsika eo tsisy mihetsika eo
Sady efa dizina izy zany sah
Efa visite ny azy
Oh No
Miraikitra eo elah men
Fa zah alou Mila mifankalala
@ Kiala manjakely ty aloha
Sady bona tiako lotra
Oay le
Raha mbola atsarana
Tsisy ohatra izany
Tsapako avy atrany ny hafanana io
Tsapako avy atrany ny adalana io
Jereo
Fa Kanto lesy kiala bona iny
Tsy maintsy anafika any zah
Bona bona ah
Koboko mi-passe eo fona fona ah
Fa raovina ilay fotoana fotoana ah
Fa tena mapa-ngoma ngoma ahy
Bona bona ah
Koboko mi-passe eo fona fona ah
Fa raovina ilay fotoana fotoana ah
Fa tena mapa-ngoma ngoma ahy
Posez mihaino dope ambony Tmax
De iny fa nandalo kiala m'dreadlocks
Avy dia nakifiny ny dread nazy
Charmeny aho
Fa izy hono Tsy Mila mandeha taxi
Sanatria
Fa zah tsy ho azonao
Efa aiko ny pasinao
Ka zao elao elao zah
Efa diso aiko ny fikanao
Fa zah tsy kilalao
Na dia ngoma ngoma hey
Bona bona ah
Koboko mi-passe eo fona fona ah
Fa raovina ilay fotoana fotoana ah
Fa tena mapa-ngoma ngoma ahy
Bona bona ah
Koboko mi-passe eo fona fona ah
Fa raovina ilay fotoana fotoana ah
Fa tena mapa-ngoma ngoma ahy
Yeh! yeh
Posez mihaino dope miandry métro
Koboko nandalo kiala bona iny
Mareko ny bedo
Napekariko ny volume any son
Iny isan'andro
Koboko mandalo eo
Tsy nahagaga ny kofa
Hey bona m'dreadlocks
Dreadlocks dreadlocks dreadlocks
Hey hey
Hey mama ah
Hey bona m'dreadlocks
Dreadlocks dreadlocks dreadlocks
Hey hey
Hey mama ah