![Next vibe ft. KTX](https://source.boomplaymusic.com/group10/M00/12/16/8ac385d6f8714b66ac6c5dbac2fe3da7H3000W3000_464_464.jpg)
Next vibe ft. KTX Lyrics
- Genre:Hip Hop & Rap
- Year of Release:2024
Lyrics
May e
Motro
May
Eyee
May e
Motro
May
Eyee
May e
Motro
May
Eyee
May e
Motro
May
Eyee
Ampidino ampidino
Ampidino
Roitintintintintino
Ambany ambany
Ambany ambany
Rampampampampam
Ampidin ampidino
Ampidino
Roitintintintintino
Ambany ambany
Ambany ambany
Ratantatantan
Raha hizaha hatsarana
Ia
Mandehana amin'ny
Maskarianina
Only one direction
Ocean indian
Mandoro kara sakay hono
Ampela
Aminay any
Tsy fitsapatsapa
Anaty tsinjaky
Tsy lany
Raha hizaha hatsarana
Ia
Mandehana amin'ny
Maskarianina
Only one direction
Ocean indian
Mandoro kara sakay hono
Ampela
Aminay any
Tsy fitsapatsapa
Anaty tsinjaky
Tsy lany
Raha mboa jijy
Efa tsy homby tsy atonina
Fa ny inspiraka
Fa amin'ny tone a
Karajia
Raha misy bebe vonin a
Moombahton
Tsy ataoko mi-detone a
Avia
Manatona
Raha mila
Aty ny maso
Fa aza manao
Maso gila
Efa nomeko
Anao androany
Tsisy filafila
Filafila fila
Mihitsy izany
Avia
Manatona raha mila
Aty ny maso
Fa aza manao gila
Efa nomeko anao androany
Tsisy filafila
Filafila fila
Mitsangana Ramalagasy
Fa tonga ny lera
Mifohaza fa
Fotoanany izao
Efa hitanao
Fa ny masoandro
Mamiratra hitondra
Ny hazavana eo alohanao
Ka mandihiza ary
Ho setrin'izany
Dia mankafiza ary
Ho fetin'izany androany
Izany
Androany
Ampidino ampidino
Ampidino
Roitintintintintino
Ambany ambany
Ambany ambany
Rampampampampam
Ampidin ampidino
Ampidino
Roitintintintintino
Ambany ambany
Ambany ambany
Ratantatantan
Avia
Manatona raha mila
Aty ny maso
Fa aza manao gila
Efa nomeko anao androany
Tsisy filafila
Filafila fila
Avia
Manatona raha mila
Aty ny maso
Fa aza manao gila
Efa nomeko anao androany
Tsisy filafila
Filafila fila
Filafila filafila
Avia
Mantona a
Avia
Mantona e
Avia
Mantona a
Avia
Mantona e