
Fiainana Vaovao
- Genre:Pop
- Year of Release:2025
Lyrics
Lazaiko marina aminao alo
Fa lay tantaratsika roa
Dia efa lasa any aorina any
Nivarina tantara sisa ny afarany
Tsy aiko ny anda fa nisy nafinaritra
Na dia teo aza ireo fotoana nandratra
Fotoana kely mamy niharahana
Nefa indrisy izy ity nifarana
Zay alo ilay tantara kely tsika roa
Fa ankehitriny dia fiainana vaovao indray izao
see lyrics >>Similar Songs
More from Ni Cia
Listen to Ni Cia Fiainana Vaovao MP3 song. Fiainana Vaovao song from album Fiainana Vaovao is released in 2025. The duration of song is 00:02:52. The song is sung by Ni Cia.
Related Tags: Fiainana Vaovao, Fiainana Vaovao song, Fiainana Vaovao MP3 song, Fiainana Vaovao MP3, download Fiainana Vaovao song, Fiainana Vaovao song, Fiainana Vaovao Fiainana Vaovao song, Fiainana Vaovao song by Ni Cia, Fiainana Vaovao song download, download Fiainana Vaovao MP3 song