Loading...

Download
  • Genre:Pop
  • Year of Release:2025

Lyrics

Lazaiko marina aminao alo

Fa lay tantaratsika roa

Dia efa lasa any aorina any

Nivarina tantara sisa ny afarany


Tsy aiko ny anda fa nisy nafinaritra

Na dia teo aza ireo fotoana nandratra

Fotoana kely mamy niharahana

Nefa indrisy izy ity nifarana


Zay alo ilay tantara kely tsika roa

Fa ankehitriny dia fiainana vaovao indray izao

No hatrehan-tsika sy ianao


Niteny ahy ianao oe ndao haverina indray

Dia hoy aho oe

Averina indray ve ny fahiny?

Eeeh ankehitriny izany dia navelako

Ho any lasa, fa izao ny ho avy no banjiniko


Sarotra ihany ilay fisarahana

Nefa tsisy nenina

Fa inty aho vonona ny anarina

Fiainana vaovao, tsy misy anao


Mmmmh

Mahereza re ry namako taloha

Fa ankehitriny efa tsy mitempo anao intsony ilay fo

Ny hirariko dia samy ahita soa isika

Ka tsara tso drano ianao fa zay no vita


Zay alo ilay tantara kely tsika roa

Fa ankehitriny dia fiainana vaovao indray izao

No hantrehin-tsika sy ianao


Ka tsara tso drano ehhh


Tsara tso-drano ianao


Fa tsara tso drano ehhh


Tsara tso-drano ianao

+

      -   or   -

      -   or   -

      NG +234
          -You can log in via below methods-
          Reset password via e-mail
          -or-
          Reset password via e-mail
          If you have any questions, please feedback on Boomplay App or send an email to [email protected].

          Please Select A Playlist

          Add New Playlist

          Share on

          Embed: Love & Light EP

          Custom Size :

          • Default
          • Desktop(300*600)
          • Mobile(300*250)

          Type :

          • HTML/HTML5 (WordPress Supported)
          Get Boomplay Premium
          for
          Payment Method
          Pay With
            Review and pay
            Order Date
            Payment Method
            Due Today
            Flutterwave
              Subscription Successful

              Congratulations! You have successfully activated Boomplay 1 Month Premium.

              Now you have access to all the features of Boomplay App.
              Payment Failed

              Please check your balance and then try again.

              You'll lose your subscription if we don't have a working payment method for your account, so please check your payment details.
              Need help? Contact Boomplay Subscription Support.
              Payment Processing...
              10 s

              Payment is being processed by . Please wait while the order is being comfirmed.

              Payment Processing
              Your order is processing, and it may take up to a few days for the service provider to handle your payment. Please kindly stay tuned and check your order status in ‘User Center’.
              About Order Status