Koboko
- Genre:Hip Hop & Rap
- Year of Release:2024
Lyrics
Koboko ny lalana fa mbola dezaka
Koboko ny boto milamina, koboko hoe iza no dedaka
Koboko ny 'tasse mibanaka, koboko hoe iza no mihezaka
Kobony ny fanondro adala milentika tsy mety reraka
Sa ahoana? Izao rehetra izao ho foana
Ho kobon-tena fa ny hatsarana zava-poana
Kobony hono ny adalako nefa samy manao ny ataony
Kobo ny toetra ratsy, waiaka ny havany eo daholo
De dorako ihany ny moly, de dorako ihany ny mosy
Koboko ny ennemis milahatra otrn emboutaka eny Itaosy
Koboko miseho ho aivr nefa hita pory hoe faosika
Koboko.. Koboko hoe iza no nifitra
see lyrics >>Similar Songs
More from VoayGang
Listen to VoayGang Koboko MP3 song. Koboko song from album Koboko is released in 2024. The duration of song is 00:02:26. The song is sung by VoayGang.
Related Tags: Koboko, Koboko song, Koboko MP3 song, Koboko MP3, download Koboko song, Koboko song, Koboko Koboko song, Koboko song by VoayGang, Koboko song download, download Koboko MP3 song