Loading...

Download
  • Genre:Hip Hop & Rap
  • Year of Release:2024

Lyrics

Koboko ny lalana fa mbola dezaka

Koboko ny boto milamina, koboko hoe iza no dedaka

Koboko ny 'tasse mibanaka, koboko hoe iza no mihezaka

Kobony ny fanondro adala milentika tsy mety reraka

Sa ahoana? Izao rehetra izao ho foana

Ho kobon-tena fa ny hatsarana zava-poana

Kobony hono ny adalako nefa samy manao ny ataony

Kobo ny toetra ratsy, waiaka ny havany eo daholo

De dorako ihany ny moly, de dorako ihany ny mosy

Koboko ny ennemis milahatra otrn emboutaka eny Itaosy

Koboko miseho ho aivr nefa hita pory hoe faosika

Koboko.. Koboko hoe iza no nifitra

Kobo ny kindi-dreniny tsy mikiffe mihitsy

Koboko mitsikotsiko fa tsisy sahy manintsy

Kobony ny délire an-akist fa kindin'alika

Anizid be raha kobonao sendra mitsiky


Anizid aho rehefa kobonao sendra mitsiky

Koboko ny mifa, koboko ny ralah na de mfanalika

Koboko ny rythme, fa isanandro io magnifika

Ze iray rendrika pr otrn amin faran'ny titanic

Koboko ny fikany

Koboko ny laingany, koboko ny ditrany

Koboko ny lalana

Koboko koa ny nigga te hamingana

Koboko ny solo, amin 12 alina aho mijery ny kintana

Koboko ny fiainana, avy any amin haizina aho no nanao dingana

Aleloia, koboko mitsara ahy daholo ry kindnava

Koboko hoe solida ny ekipa matoa tsisy rava

Koboko ny mangidy, koboko ny mitraka rehefa misy lasa

Fuck ny ambiny, Koboko ny atao rehefa kindnava


Koboko ny atao rehefa kindnava

Koboko ny ratsy na tsy eny amin'ny tava

Vao koboko hoe tsizy d'efa hialako degany

Vao koboko hoe tsizy d'efa hialako degany

Similar Songs

+

      -   or   -

      -   or   -

      NG +234
          -You can log in via below methods-
          Reset password via e-mail
          -or-
          Reset password via e-mail
          If you have any questions, please feedback on Boomplay App or send an email to [email protected].

          Please Select A Playlist

          Add New Playlist

          Share on

          Embed: Love & Light EP

          Custom Size :

          • Default
          • Desktop(300*600)
          • Mobile(300*250)

          Type :

          • HTML/HTML5 (WordPress Supported)
          Get Boomplay Premium
          for
          Payment Method
          Pay With
            Review and pay
            Order Date
            Payment Method
            Due Today
            Flutterwave
              Subscription Successful

              Congratulations! You have successfully activated Boomplay 1 Month Premium.

              Now you have access to all the features of Boomplay App.
              Payment Failed

              Please check your balance and then try again.

              You'll lose your subscription if we don't have a working payment method for your account, so please check your payment details.
              Need help? Contact Boomplay Subscription Support.
              Payment Processing...
              10 s

              Payment is being processed by . Please wait while the order is being comfirmed.

              Payment Processing
              Your order is processing, and it may take up to a few days for the service provider to handle your payment. Please kindly stay tuned and check your order status in ‘User Center’.
              About Order Status