Mankasitraka anao
- Genre:Latin music
- Year of Release:2024
Lyrics
Raha mifanena amin'ny mpanjaka aho dia miondrika
Toy ireny Koreanina miarahaba olona
Raha nomena zava-tsoa misaotra hatrany
Toy ny mpianatra voasazy naverina an-dabilio
Raha afaka fanadinana aho dia nidera An-Jagnahary
Toy notsaboin'ny dokotera dia salama raha narary
Raha momba aho no nahazo zaza dia niantso mafy hoe:
Makasitraka anao fa ianao no nanome
Maro no vitanao nampihaiky ahy tokoa
Vehivavy masiaka toetra fa dia misy ambo-po
Raha mahita ny endrikao aho dia zary mahery
Toy ny boka man-jiro anaty fangalampery
see lyrics >>Similar Songs
More from Papa Loosta
Listen to Papa Loosta Mankasitraka anao MP3 song. Mankasitraka anao song from album Mankasitraka anao is released in 2024. The duration of song is 00:04:15. The song is sung by Papa Loosta.
Related Tags: Mankasitraka anao, Mankasitraka anao song, Mankasitraka anao MP3 song, Mankasitraka anao MP3, download Mankasitraka anao song, Mankasitraka anao song, Mankasitraka anao Mankasitraka anao song, Mankasitraka anao song by Papa Loosta, Mankasitraka anao song download, download Mankasitraka anao MP3 song