Ny andalan-tsoratro
- Genre:Hip Hop & Rap
- Year of Release:2021
Lyrics
YEAH YEAH
LAZ
Ho hiraiko amin'ilay feon-kira kobon'ialahy
Nomena fitaovana aho ho an'ny fiarahamoniko mba handraisako anjara
Hanoratra fotsiny, fa tsy hoe akory hijoro ho mpitsara
Apetrako eto ity, tsy hoe rivotra sendra miserana
Fa sary hiraikitra an-tsaina ary tsy hanam-pahataperana
Dia hametraka iray aho, ho fankasitrahana ireo akamako
Ireo ananako fahatokisana na eo amin'ny havia na amin'ny havanako
Tsy naka tambiny nifampizara amin'ny revy hiondanako
see lyrics >>Similar Songs
More from LAZ
Listen to LAZ Ny andalan-tsoratro MP3 song. Ny andalan-tsoratro song from album Lazao azy is released in 2021. The duration of song is 00:03:59. The song is sung by LAZ.
Related Tags: Ny andalan-tsoratro, Ny andalan-tsoratro song, Ny andalan-tsoratro MP3 song, Ny andalan-tsoratro MP3, download Ny andalan-tsoratro song, Ny andalan-tsoratro song, Lazao azy Ny andalan-tsoratro song, Ny andalan-tsoratro song by LAZ, Ny andalan-tsoratro song download, download Ny andalan-tsoratro MP3 song