
Tsy Sahy Lyrics
- Genre:Rock
- Year of Release:2018
Lyrics
Tsy Sahy - Mage 4
...
Miverina indray ny fahiny
Ilay toetranao nahafinaritra ahy
Mampitory Fitiavana
Niezaka foana teny aho
F ianao no tsy nety
Ankehitriny anefa tsapako ianao f hay ianao tia
Fa tsy nampiseho
Ilay fo tsy natoy taloha natahotra ny ho tia
Ianao tsy niteny nefa tia
Fa vahotra ny vavanao ninia
Na sarotra aza niainanao irery
Naleonao niery
Ianao tsy nijery nefa tia
Tsy sahinao naseho izany satria
Sao potika sy rembin ny tadio
Ilay fonao madio
Atopatopan-drivotra ety
Ny hakanto sy hanitry ny fitia
Raha tazako ianao
Ny tsikinao nihantsy fa toa tsy sahiko sedraina
Adinoko avokoa ny tontolo
Ny alahelo tsy hanaloka intsony
Dify tsy ho hita
Tsy hisy ho tsaroina ireo raha hanoroka anao
Ianao tsy niteny nefa tia
Fa vahotra ny vavanao ninia
Na sarotra aza niainanao irery
Aleonao niery
Ianao tsy niteny nefa tia
Tsy sahinao naseho izany satria
Sao potika sy rembin tadidio
Ilay fonao madio