- Genre:World Music/Folklore
- Year of Release:2019
This song is not currently available in your region.
Lyrics
I'mody - Samoela
...
Leo ny mandainga ho anao hono izy, ilay mody atao hoe izao
Leo ny mamitaka ny havany izy, maratra ny ao anaty fony ao
Leo ny manoroka anao hono izy, ilay mody atao hoe tia
Manaintaina, mijaly, tomany, marary nefa dia tsy maintsy hafenina ery
Iny mariazy iny ihany no mahatonga azy mbola eo ihany
Rehefa iny aloha ny hazo fijaliany na tsara na ratsy iny, iny ihany rehefa iny
Iny alitara iny ihany no mahatonga azy mbola eo ihany
Ny dikany ilay hoe ho doria tsy maintsy miaritra ery rehefa misy mania
Leo mitaraina aminao hono izy ilay mody atao hoe niova fo
Leo ny fosan'ireo namany izy sady menatra no marary an-doha
see lyrics >>Similar Songs
Listen to Samoela I'mody MP3 song. I'mody song from album Zana-bahoaka is released in 2019. The duration of song is 00:03:20. The song is sung by Samoela.
Related Tags: I'mody, I'mody song, I'mody MP3 song, I'mody MP3, download I'mody song, I'mody song, Zana-bahoaka I'mody song, I'mody song by Samoela, I'mody song download, download I'mody MP3 song