Fitia
- Genre:Pop
- Year of Release:2021
Lyrics
Fitia - Nate Tex
...
Aza avela handeha irery hany aho fa mamy anie ny anilanao
Tsara ny roa noho ny iray, lamban’akoho mandrakizay
Ka ny atao no hamaritana azy, ny peratra ho porofo
Tsy hiofo koa ny antsika, na semban-drahona aza hisava
Fitia tsy ho lany no omeko an-dry androany
Raha misy ny tomany, ranomasom-pifaliana izany
Niova ilay anarany, nitondra ny anarako
Anjara ifikirako, fiankinana ny tratrako
Injay fa tokantrano sambatra, hifamela, hifampihaino
Hiaraka hisantatra, hanabe ireo taranaka
see lyrics >>Similar Songs
More from Nate Tex
Listen to Nate Tex Fitia MP3 song. Fitia song from album Fitia is released in 2021. The duration of song is 00:03:16. The song is sung by Nate Tex.
Related Tags: Fitia, Fitia song, Fitia MP3 song, Fitia MP3, download Fitia song, Fitia song, Fitia Fitia song, Fitia song by Nate Tex, Fitia song download, download Fitia MP3 song