![Kintana chapitre 2](https://source.boomplaymusic.com/group10/M00/04/06/98a91c0e928440e38d1c2208b9f2d890_464_464.jpg)
Kintana chapitre 2
- Genre:Spoken Word
- Year of Release:2024
Lyrics
Kintana chapitre 2 - Laco
...
Efa tsy princesse ntsony enao fa reine de Zay nanary anao ataontsika manenina
Taloha ny anaranao tsy mety afaka ato an tsaiko fa Zao ny anaranao efa mikoriana anaty veine
Dia na tafondro hipoaka na varatra hilatsaka , refa misy anao aho Dia tsisy problème ny fiainako raha tsisy anao de mitsy tsy ampy otrany hoe misy taratasy zäh fa tsy manana penina , otrany hoe masoandro ianao manazava de raha Naruto aho de enao Hinata valio tsotra fotsiny Zay rehetra manontany hoe tsy afaka mitia intsony hoe efa manan-tompo
De eo ambonin'ny terrain tsika roa tiko hitaka zah défenseur de enao mi-attaque ,izay fahavalontsika rehetra aloha mody hitsikitsikiana fa Zay manadala anao tonga de krrripah
Iray foana ny lalana na Dia misy sampanana fitiavako rehetra no omeko anao fa tsy ny ampahany . Tantarantsika roa tsy hifarana otran'i Kanye West sy Kim Kardashian atolory anah fa ho tantanako ny tananao ampitondraiko ny anarako ny anaranao . Ianao mitondra fahazavana tam fiainako de masoandro no ataoko solon'anaranao .
De ndao ary lasa tsika na dia misy mpanenjika aza lasa tsika . Mbola tsy niova ny ahy ny teniko tam kintana ,efa betsaka ny nitiaviko fa enao ny ahy no paradisa .
....
Anaraka anao otrany aloka anaraka anao de hanisy peratra ny tananao satria ny anilanao milay an de te ho eo anilanao mandrakizay aho
Anaraka anao otrany aloka anaraka anao de hanisy peratra ny tananao satria ny anilanao milay an de te ho eo anilanao mandrakizay aho
Zay mankahala anao rehetra de fahavalontsika de Zay namanao rehetra de akamantsika enao manafana anahy raha sendra mangatsika de mijanona ny fotoana refa enao mitsiky
see lyrics >>Similar Songs
More from Laco
Listen to Laco Kintana chapitre 2 MP3 song. Kintana chapitre 2 song from album Kintana chapitre 2 is released in 2024. The duration of song is 00:03:05. The song is sung by Laco.
Related Tags: Kintana chapitre 2, Kintana chapitre 2 song, Kintana chapitre 2 MP3 song, Kintana chapitre 2 MP3, download Kintana chapitre 2 song, Kintana chapitre 2 song, Kintana chapitre 2 Kintana chapitre 2 song, Kintana chapitre 2 song by Laco, Kintana chapitre 2 song download, download Kintana chapitre 2 MP3 song