Loading...

Download
  • Genre:Spoken Word
  • Year of Release:2024

Lyrics

Kintana chapitre 2 - Laco

...

Efa tsy princesse ntsony enao fa reine de Zay nanary anao ataontsika manenina

Taloha ny anaranao tsy mety afaka ato an tsaiko fa Zao ny anaranao efa mikoriana anaty veine

Dia na tafondro hipoaka na varatra hilatsaka , refa misy anao aho Dia tsisy problème ny fiainako raha tsisy anao de mitsy tsy ampy otrany hoe misy taratasy zäh fa tsy manana penina , otrany hoe masoandro ianao manazava de raha Naruto aho de enao Hinata valio tsotra fotsiny Zay rehetra manontany hoe tsy afaka mitia intsony hoe efa manan-tompo

De eo ambonin'ny terrain tsika roa tiko hitaka zah défenseur de enao mi-attaque ,izay fahavalontsika rehetra aloha mody hitsikitsikiana fa Zay manadala anao tonga de krrripah

Iray foana ny lalana na Dia misy sampanana fitiavako rehetra no omeko anao fa tsy ny ampahany . Tantarantsika roa tsy hifarana otran'i Kanye West sy Kim Kardashian atolory anah fa ho tantanako ny tananao ampitondraiko ny anarako ny anaranao . Ianao mitondra fahazavana tam fiainako de masoandro no ataoko solon'anaranao .

De ndao ary lasa tsika na dia misy mpanenjika aza lasa tsika . Mbola tsy niova ny ahy ny teniko tam kintana ,efa betsaka ny nitiaviko fa enao ny ahy no paradisa .

....

Anaraka anao otrany aloka anaraka anao de hanisy peratra ny tananao satria ny anilanao milay an de te ho eo anilanao mandrakizay aho

Anaraka anao otrany aloka anaraka anao de hanisy peratra ny tananao satria ny anilanao milay an de te ho eo anilanao mandrakizay aho

Zay mankahala anao rehetra de fahavalontsika de Zay namanao rehetra de akamantsika enao manafana anahy raha sendra mangatsika de mijanona ny fotoana refa enao mitsiky

Fa refa enao mitsiky : mirehatra ny ato

am poko , efa ianao ihany fa tsy Mila hafa intsony toetra ratsiko rehetra aloha efa novaiko de aza matahotra f'efa niovaiko , de hananganako familia miaraka aminao hafa mihintsy eo an tratranano mitampify aho tsy malakako intsony ianao fa mi-amor.

Hananganako familia miaraka aminao hafa mihintsy eo an tratranano mitampify aho tsy malakako intsony ianao fa mi-amor.

De ndao ary lasa tsika na dia misy mpanenjika aza lasa tsika . Mbola tsy niova ny ahy ny teniko tam kintana ,efa betsaka ny nitiaviko fa enao ny ahy no paradisa .

...

Anaraka anao otrany aloka anaraka anao de hanisy peratra ny tananao satria ny anilanao milay an de te ho eo anilanao mandrakizay aho

Anaraka anao otrany aloka anaraka anao de hanisy peratra ny tananao satria ny anilanao milay an de te ho eo anilanao mandrakizay aho ...

(instruu)

(LACo)

(instruu)

(Check)

........

+

      -   or   -

      -   or   -

      NG +234
          -You can log in via below methods-
          Reset password via e-mail
          -or-
          Reset password via e-mail
          If you have any questions, please feedback on Boomplay App or send an email to [email protected].

          Please Select A Playlist

          Add New Playlist

          Share on

          Embed: Love & Light EP

          Custom Size :

          • Default
          • Desktop(300*600)
          • Mobile(300*250)

          Type :

          • HTML/HTML5 (WordPress Supported)
          Get Boomplay Premium
          for
          Payment Method
          Pay With
            Review and pay
            Order Date
            Payment Method
            Due Today
            Flutterwave
              Subscription Successful

              Congratulations! You have successfully activated Boomplay 1 Month Premium.

              Now you have access to all the features of Boomplay App.
              Payment Failed

              Please check your balance and then try again.

              You'll lose your subscription if we don't have a working payment method for your account, so please check your payment details.
              Need help? Contact Boomplay Subscription Support.
              Payment Processing...
              10 s

              Payment is being processed by . Please wait while the order is being comfirmed.

              Payment Processing
              Your order is processing, and it may take up to a few days for the service provider to handle your payment. Please kindly stay tuned and check your order status in ‘User Center’.
              About Order Status