- Genre:Gospel
- Year of Release:2023
Lyrics
Tamin'ny andro nianteherako tamin'ny olona
Diso fanantenana aho
Ka mila tsy ho tafarina
Tsy nahafoy, na nanameloka ahy Ianao
Notoloranao tanana aho ka nampitraka ahy indray
Noho ianao no mahatonga ahy mbola mijoro foana
Mahatonga ahy ho velona indray
Olom-baovao aho ao aminao
Natsanganao aho ho zanakao
Imasonao, hay malala indrindra aho
see lyrics >>
Similar Songs
More from Gabriëla & Karine
Listen to Gabriëla & Karine Anio MP3 song. Anio song from album Espoir is released in 2023. The duration of song is 00:02:51. The song is sung by Gabriëla & Karine.
Related Tags: Anio, Anio song, Anio MP3 song, Anio MP3, download Anio song, Anio song, Espoir Anio song, Anio song by Gabriëla & Karine, Anio song download, download Anio MP3 song