Naleonao
- Genre:Rock
- Year of Release:2021
Lyrics
Naleonao - Ambondrona
...
Naleonao
Taitra aho raha nahare fa hay ianao
Tsy nitia ahy akory hatr’izao
tsy noheverinao hotena izy fa kilalao
Ireo tambitamby izay niarahana
Ref : Fa nahoana ianao no tsy mba niezaka
Ny ahafantatra ahy ka hitia koa ohatra ahy
Fa naleonao namitaka foana
Tsy nihevitra ny hitia ahy na hilaza ny marina
Fa dia nataonao tsinontsinona
see lyrics >>Similar Songs
More from Ambondrona
Listen to Ambondrona Naleonao MP3 song. Naleonao song from album Ny ho avy is released in 2021. The duration of song is 00:04:29. The song is sung by Ambondrona.
Related Tags: Naleonao, Naleonao song, Naleonao MP3 song, Naleonao MP3, download Naleonao song, Naleonao song, Ny ho avy Naleonao song, Naleonao song by Ambondrona, Naleonao song download, download Naleonao MP3 song