
Rindrina, No. 4 Lyrics
- Genre:Afrobeats
- Year of Release:2021
This song is not currently available in your region.
Lyrics
Rindrina, No. 4 - Dian-Hay
...
ny Zaza efa mandry
izahay mifamaly , miadiady
tsy hain'olo hoe misy olana izahay mivady
tokantrano tsy ahahaka
nareo maniry ny fiarahanay milamina
zahay falifaly itànareo fa tsy zahay tomany
raha mba fantatrao mantsy
manakondraha ny rindrina efatra zalahy
fa anatin'izy Io
maro raha tsy tantarainy
fanambadiana, natao ihafiana
fa Zay maharitra, no vadin'andriana
ny Zaza efa mandry
zahay mifamaly, miadiady
tsy hain'olo hoe misy olana zahay mivady
tokantrano tsy ahahaka
nareo maniry ny fiarahanay milamina
zahay falifaly itànareo fa tsy zahay tomany
raha mba fantatrao mantsy
manakondraha ny rindrina efatra zalahy
Fa anatin'izy Io
maro raha tsy tantarainy
fanambadiana natao ihafiana
fa Zay maharitra no vadin'andriana
.... anaty rindrina efatra
Mila mifanaja, Mila mifampatoky zalahy
fifamelana sy fifandeferana
anaty rindrina efatra
Mila mifanaja, Mila mifampatoky zalahy
fifamelana sy fifandeferana
hummm.. manakondraha ny rindrina efatra zalahy
fa anatin'izy maro raha tsy tantarainy
fanambadiana natao ihafiana
fa Zay maharitra no vadin'andriana