Loading...

Download
  • Genre:Hip Hop & Rap
  • Year of Release:2024

Lyrics

Mifoha aho maraina

Miverina indray ny ato an-tsaiko

Manontany tena hoe iza avy indray ny demony anala ahy amin'ny aiko

Mitraka aho tsy misy mitana efa tsy haiko intsony ny zavatra ilaiko

Ilay tsikitsiky hitanao isan'andro iny eny amin'ny tarehiko tsy hainao fa lainga

Anaty izaho haiko fa potika

Foko fanahiko rovitra

Tontoloko rehetra mihovitra

Manaintaina tsapako mangovitra

Izao ve no malemy sa ny zavatra entiko no tsy zakan'ny sandriko

Mijery ny ambony aho maninona no tsy alainao anaty torimasoko


Hitako tsapaka ianao rehefa miezaka manantona ahy

Tsy izany tsy hita eny amin'ny tavako fa efa simba ny ahy ny anatiko any

Miezaka mitsangana aho rehefa hitanao mianjera amin'ny tany

Aza omena tsiny fa tsy ny olona rehetra no mahavita an'izany


Ka alamino alamino

Izay rehetra nahazo anah rehetra taloha dia hatramin'izao mbola tsy mety adino

Avia ny tanako fihino tsapako fa miala fa tazomy mafy

Ataovy eo akaikin'ny foko hialan'ny demoniko ho tsapako maty


Iray minitra nandeha

Roa minitra nandeha

Telo minitra na folo minitra ny feoko tsisy nare

Nataoko hilazako ny tsapako ity mety vitsy ny hahatsapa ny tonony any

Mitsiky eo imason'ny rabofy ny ratrako rehetra tsisy ataoko kobony any

Maratra izy efa haiko fa efa maratra izy

Tsy sitrana aho fa efa manampy izy

Tsy velona akory raha tsisy izy

Ka na fosika ary ny tsiky dia omeko izy

Olako nenah dia hajanoko anah

Veloma dia handeha amin'ny tenako irery za zandry fa aza manahy


Hitako tsapaka ianao rehefa miezaka manantona ahy

Tsy izany tsy hita eny amin'ny tavako fa efa simba ny ahy ny anatiko any

Miezaka mitsangana aho rehefa hitanao mianjera amin'ny tany

Aza omena tsiny fa tsy ny olona rehetra no mahavita an'izany


Ka alamino alamino

Izay rehetra nahazo anah rehetra taloha dia hatramin'izao mbola tsy mety adino

Avia ny tanako fihino tsapako fa miala fa tazomy mafy

Ataovy eo akaikin'ny foko hialan'ny demoniko ho tsapako maty


Ka alamino alamino

Izay rehetra nahazo anah rehetra taloha dia hatramin'izao mbola tsy mety adino

Avia ny tanako fihino tsapako fa miala fa tazomy mafy

Ataovy eo akaikin'ny foko hialan'ny demoniko ho tsapako maty

Ho tsapako maty

+

      -   or   -

      -   or   -

      NG +234
          -You can log in via below methods-
          Reset password via e-mail
          -or-
          Reset password via e-mail
          Feedback on resetting password
          * It may take a longer time

          Please Select A Playlist

          Add New Playlist

          Share on

          Embed: Love & Light EP

          Custom Size :

          • Default
          • Desktop(300*600)
          • Mobile(300*250)

          Type :

          • HTML/HTML5 (WordPress Supported)
          Get Boomplay Premium
          for
          Payment Method
          Pay With
            Review and pay
            Order Date
            Payment Method
            Due Today
            Flutterwave
              Subscription Successful

              Congratulations! You have successfully activated Boomplay 1 Month Premium.

              Now you have access to all the features of Boomplay App.
              Payment Failed

              Please check your balance and then try again.

              You'll lose your subscription if we don't have a working payment method for your account, so please check your payment details.
              Need help? Contact Boomplay Subscription Support.
              Payment Processing...
              10 s

              Payment is being processed by . Please wait while the order is being comfirmed.

              Payment Processing
              Your order is processing, and it may take up to a few days for the service provider to handle your payment. Please kindly stay tuned and check your order status in ‘User Center’.
              About Order Status