Tsy Maka Lagy Lyrics
- Genre:Others
- Year of Release:2023
Lyrics
Tabataba tabataba
Manerana ny manodidina ahy
Tsy haiko hoe inona no resaka any
Ny fosafosa tsy idiranay
Fa lany dia lany fotoana
Eny amin'ny réseau
Amasom-bahoaka
Yeah I don't wanna waste my time
Eny négativité anao iny
Ento manalavitra anahy
Ento manalavitra ahy
Eny ireo toetra ratsinao iny
Ento manalavitra anahy
Ento manalavitra ahy
Oba Oy Oba
Bad energy can't kill my vibe
Nah you can't kill my vibe
Your bad energy can't kill my vibe
Oh Yeah
Oay ry lala aleo tsy maka lagy
Oay ry lala aleo tsy maka lagy
Ovay ovay toetranao
Tsy hakaiza zany mintsy anao
Manaratsy ireo havanao iny e
Mihevitena fa mba mahay noho ny hafa
Nefa ianao jerena kay tsy tena tafa
Aleoko miaina ny fiainako
Inona akia no mba hidirako
Eny négativité anao iny
Ento manalavitra anahy
Ento manalavitra ahy
Eny ireo toetra ratsinao iny
Ento manalavitra anahy
Ento manalavitra ahy
Oba Oy Oba
Aleo entina mora ity fiainana ity e
Aleo entina tsotra ity fiainana ity e
Aleo tsy maka lagy lagy
Aleo tsy maka lagy lagy
Aleo tsy maka lagy lagy
Aleo tsy maka lagy lagy
Eny négativité anao iny
Ento manalavitra anahy
Ento manalavitra ahy
Eny ireo toetra ratsinao iny
Ento manalavitra anahy
Ento manalavitra ahy
Oba Oy Oba
Bad energy can't kill my vibe
Nah you can't kill my vibe
Your bad energy can't kill my vibe
Aleo tsy maka lagy
Aleo tsy maka lagy
Bad energy can't kill my vibe
Nah you can't kill my vibe
Your bad energy can't kill my vibe
Oba Oy Oba