
NO CAP Lyrics
- Genre:Hip Hop & Rap
- Year of Release:2023
Lyrics
NO CAP - RNDR.
...
Lamodin'ireo le milaza fa thug
Fa oanin'ny 9mm toa mi-bug
Niverina im-piry aho nanao come back
Votsena @ 4 mesures de dead
Votsena @ 4 mesures de dead
Matre mainty, ny goule-ca mainty, Air Max fotsy fa masoko red
Masoko red, fa ny vision nenah mbola o-bi
Concu' mtest, miverina lobby
Black Mamba R.E.P oan'i Kobe
Couplet ako ataon'ireo phobie
Otran'ny dragona refa mi-kick ny avokan'ny vavako rehetra toa feu be
4 matic, concu' maty, ppe-fra validé otran'i Hatik
Rap ny ahy tiko, matoa ataoko
Automatique, zany aloha ny fuck
Zany aloha ny fuck, ny amboara efa lasako
Hatrany am-pianarana katramzao za tsy niova fa mpanakorotana ny asako
Be ny manaja ny ataoko sahady, ce n'est que le début,
1ère mi-temps mampiditra 2 buts
Rap botteko ataoko otran'ny te-pu
Rap botteko ataoko otran'ny te-pu
Reo MC ataoko otrany tapis
Mamorona life izy anaty mozika fa tsy afaka mintsy izy refa mi tapo
Zay tsy thug, tsy avy eny amn
nefa mampifona
Anontanio an'ny FSC fa tsy tsikinao fa ty no tena mandona
Rovina ny gasy vo miara mirona
Akoatran'ny Barea ohatrany tsisy
Zay tsy boto fa mahakobo boto, dia lisany kobon'ny rehetra fa tsizy
Tsy ni-piste na nampirisika, fa ny akist numéro 10
Ka na dia maloto ny teny, madio ny fanahy
Tsy mamay aho nefa mitondra hafanana
Mena ambony harena tsika eto an-tanana
Fa raofin'ireo kely maso, karana
feno mascara anie ny life eto dago
Zay manao ny soa ndray no kely karama
Alohan'ny refr ampitako ny hafatra
Refrain ndray no hamaranako azy
RND zao ny papan'ireo MC hita taratra hoe manarak'izy
Anaty drill MG, mbola tsisy otranay
Aiza moa reo mpakafy rap gasy no tsy hisaotra anay
No Cap, mahakobo ny lalana ombako aho
Fa fuck ny Google maps
Aza mody manontany koa f'efa hainao oe lohany aho anaty rap
Kobon'ireo aho fa mody mitapy
No Cap, No Cap
mahakobo ny lalana ombako aho
Fa fuck ny Google maps
Aza mody manontany koa f'efa hainao oe lohany aho anaty rap
Kobon'ireo aho fa mody mitapy
Tsiory Hosea