Loading...

Download
  • Genre:Afrobeats
  • Year of Release:2022

Lyrics

Tsiky sa tomany, ifampizarantsika omaly

Mahatsiaro very aho rehefa manembona anao indraindray

F'efa mipetraka daholo ny vinavina

Tsara fatotra tsara ny voady ah

F'efa ianao ilay vady matotra

Ilay "Shawty number one"

Efa nilokaloka mafy fa tsika sy ianao manome iray

Efa mipetraka daholo ny vinavina

Tsara fatotra tsara ny voady ah

Ianao nanadino, efa lasan'ny hafa ny fitiavanao

Efa tsaratsara story any anaty réseau

Ianao babymama

Omaly ianao nandao anah babymama

Lasany any ianao babymama

Fa mbola tsy te haka vady anao


One time tonight, babe

Izaho mila love, mila mankafy

Alaiko daholo ny any aminao

Fa izaho koa tsy hamela irery anao izaho

Izaho mila anao zah, babe

Izaho mila love

Izaho mila "haze"

Tsy milalao izaho

Izaho mila anao

Izaho ho anao irery

Tsy tafatory

Inona ny afaka ataoko raha tsy eo ianao iny

Eto tsisy kilalao fa

Tonga dia ho alaiko ny tananao

Fa zao

Tantarantsika hifarana amin'ny tsiky sa tomany

Mila love madio, za tomady

Aiko oe faly ianao, ampelatanany any sa ve

Koboko oe ny tena tianao nefa zah rery

Aiko samy tia fa izao anie isika samy very

Feno "fierté" aho dia niafiko samirery

+

      -   or   -

      -   or   -

      NG +234
          -You can log in via below methods-
          Reset password via e-mail
          -or-
          Reset password via e-mail
          If you have any questions, please feedback on Boomplay App or send an email to [email protected].

          Please Select A Playlist

          Add New Playlist

          Share on

          Embed: Love & Light EP

          Custom Size :

          • Default
          • Desktop(300*600)
          • Mobile(300*250)

          Type :

          • HTML/HTML5 (WordPress Supported)
          Get Boomplay Premium
          for
          Payment Method
          Pay With
            Review and pay
            Order Date
            Payment Method
            Due Today
            Flutterwave
              Subscription Successful

              Congratulations! You have successfully activated Boomplay 1 Month Premium.

              Now you have access to all the features of Boomplay App.
              Payment Failed

              Please check your balance and then try again.

              You'll lose your subscription if we don't have a working payment method for your account, so please check your payment details.
              Need help? Contact Boomplay Subscription Support.
              Payment Processing...
              10 s

              Payment is being processed by . Please wait while the order is being comfirmed.

              Payment Processing
              Your order is processing, and it may take up to a few days for the service provider to handle your payment. Please kindly stay tuned and check your order status in ‘User Center’.
              About Order Status