Ampindramo Ahy
- Genre:Jazz
- Year of Release:2021
Lyrics
Ampindramo Ahy - Fanja Andriamanantena
...
Raha tsy foinao ho ahy tanteraka e
Ny aminao rehetra rehetra
Ampindramo ahy vetivety foana
Ny tananao, ny fonao
Rehefa aoriana kely ao
Raha toa ka ho reraka
Ankino amiko tsisy fetra
Ny fiainanao, ny fiainanao
Raha tsy avela ho ahy tanteraka e
Ny momba anao rehetra rehetra
see lyrics >>Similar Songs
More from Fanja Andriamanantena
Listen to Fanja Andriamanantena Ampindramo Ahy MP3 song. Ampindramo Ahy song from album Mozika Tsotra Izao - Vol 2 is released in 2021. The duration of song is 00:04:13. The song is sung by Fanja Andriamanantena.
Related Tags: Ampindramo Ahy, Ampindramo Ahy song, Ampindramo Ahy MP3 song, Ampindramo Ahy MP3, download Ampindramo Ahy song, Ampindramo Ahy song, Mozika Tsotra Izao - Vol 2 Ampindramo Ahy song, Ampindramo Ahy song by Fanja Andriamanantena, Ampindramo Ahy song download, download Ampindramo Ahy MP3 song