- Genre:Rock
- Year of Release:2021
Lyrics
7 Andro - Ambondrona
...
Nisaiko ireo fotoana ’zay efa nandalo
Izany koa ve ianao any ho any
Herinandro izay, fito andro androany
Alatsinainy ianao niandry ahy mba handalo
Tsy tonga aho talata anefa ny andro
Alarobia tontolo tezitra angamba
Nefa izaho aty malahelo tsy afa-miantso
Tsindrian-daona mbola tsy vita foana ’reo kandra miandry
Na torimaso aza tsy misy akory
Maraina indray vao mba matory
see lyrics >>Similar Songs
More from Ambondrona
Listen to Ambondrona 7 Andro MP3 song. 7 Andro song from album Tohizo ihany is released in 2021. The duration of song is 00:06:11. The song is sung by Ambondrona.
Related Tags: 7 Andro, 7 Andro song, 7 Andro MP3 song, 7 Andro MP3, download 7 Andro song, 7 Andro song, Tohizo ihany 7 Andro song, 7 Andro song by Ambondrona, 7 Andro song download, download 7 Andro MP3 song