
ROA AMBY EFAPOLO
- Genre:Hip Hop & Rap
- Year of Release:2023
Lyrics
Tsy tsika no tompon'ny eto an-tany
Ndraindray manontany hoe fa iza no tompon'izany
Mpitondra ambony, ny vahoaka ambany
Life mahalasa adala, rehefa tsy ampy ny drala
Anjakan'ny lava tanan'akanjo
Elah na misy hambo, voakapa eny am ranjo
Voafehy foana isan'andro
Voafehy foana isan'andro
Isaky miposaka ny masoandro
Vola mila mitango, raha tsy te hinana ny apango
see lyrics >>Similar Songs
More from Alien Xkai
Listen to Alien Xkai ROA AMBY EFAPOLO MP3 song. ROA AMBY EFAPOLO song from album TANDAHATRA is released in 2023. The duration of song is 00:03:08. The song is sung by Alien Xkai.
Related Tags: ROA AMBY EFAPOLO, ROA AMBY EFAPOLO song, ROA AMBY EFAPOLO MP3 song, ROA AMBY EFAPOLO MP3, download ROA AMBY EFAPOLO song, ROA AMBY EFAPOLO song, TANDAHATRA ROA AMBY EFAPOLO song, ROA AMBY EFAPOLO song by Alien Xkai, ROA AMBY EFAPOLO song download, download ROA AMBY EFAPOLO MP3 song