Ahy ianao
- Genre:Others
- Year of Release:2023
Lyrics
Viavy o!
Famindranao, endrikao
Izay tavela milentika
Ato an-doha o
Anilanao no fy, ianao no fiainako e
Efa fantratrao
Fa ts'isy hahasolo anao
Ianao tiako e
Raha ianao indray
Tsy ho zaraiko e
Tsy ho voafafa ato am-po o
N'aiza n'aiza misy anao
see lyrics >>Similar Songs
More from JS Twins
Listen to JS Twins Ahy ianao MP3 song. Ahy ianao song from album Ahy ianao is released in 2023. The duration of song is 00:03:23. The song is sung by JS Twins.
Related Tags: Ahy ianao, Ahy ianao song, Ahy ianao MP3 song, Ahy ianao MP3, download Ahy ianao song, Ahy ianao song, Ahy ianao Ahy ianao song, Ahy ianao song by JS Twins, Ahy ianao song download, download Ahy ianao MP3 song